|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manary faty
Singan-teny  2 manary, 3 faty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manipy faty ho verivery fotsiny fa tsy mandevina azy. [1.1]

Teny iditra (2/2)6  mañary faty
Singan-teny  7 mañary, 8 faty
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10 mandevina. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  11 mañary faty, manary faty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09