| Entrée | 1 mandevina |
| Radical | 2 levina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to bury [1.7] |
| Explications en français |
6 ensevelir, enterrer [1.8] |
| Exemples |
7 ary izay maty iaraha-mandevina.
[1.370#62]
8 Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 7 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|