|
|
|
|

Entrée1  manaramody
Mots élémentaires  2  manaraka, 3  mody
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany [1.1]
Exemples  6  ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia. [2.508#]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2025/09/12