|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao voro-mitahy havana |
| Singan-teny | 2 manao, 3 mitahy, 4 havana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza tsy famaizana ny havana na ny fianakaviana na dia nahavita heloka aza
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|