|
|
|
|

Teny iditra1  manao saina
Singan-teny  2 manao, 3 saina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza fampiasana tetika hahazoana misafelika amin' izay heverina [1.1]

Fivaditsoratra  manao saina, 6 masina anao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12