|
|
|
|

Teny iditra1  manao lapa marivo
Singan-teny  2 manao, 3 lapa, 4 marivo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza izay tsy manaja ny andalan-tohatra fa avy hatrany, raha misy angatahina, mivantana any amin' ny manam-pahefana ambony indrindra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12