|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao kenda be |
| Singan-teny | 2 manao, 3 kenda, 4 be |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: misavika ny omby eny am-bozony ka ohatra ny manenda azy
[1.1] |
| Mpanahaka | 7 manaokendaroroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|