|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manangolangola
Fototeny  2 angolangola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany.
5 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to make to be wayward or indulged. (Prov.). [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manangolangolà
Fototeny  12 angolangola
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangolangola [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 manangolangola, manangolangolà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12