|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mananga
Fototeny  2 anga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho ho kanosa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 se montrer lâche. [1.3]
Ohatra  6  Ianao lehilahy matanjaka manana ny hery enti-mananga [2.445#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Voambolana  10  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  11 mananga tay

Teny iditra (2/3)12  mananga
Fototeny  13 anga
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 Mandeha ran' orona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 saigner du nez. [1.3]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
Voambolana  20  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)21  mananga
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23 mivoaka ny faritanim-poko Antaisaka mba hitady vola sy omby. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  24 mananga, 25 mangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09