|
|
|
|

Teny iditra1  manam-pahefana
Singan-teny  2 manana, 3 fahefana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 autorité, personnage officiel [1.5]
Ohatra  6  Hafahafa izany tantaran' ialahy izany, ka hangataka ora amin' ny manampahefana ambony aho. [2.472]
7  Toa tsy manampahefana amin-janany intsony Ramatoa Rasoa, niatomboka tamin' izay. [2.470]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02