|
|
|
|

Teny iditra1  manambady
Fototeny  2 vady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony
5 Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to marry; to live in a married state [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse) [1.3]
8 se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 manambady harena
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09