|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manalika
Fototeny  2 alika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manala baraka amin' ny teny tsy fanao afa-tsy amin' ny alika, na amin' ny fanaovana ilay olona tenenina ho toy ny alika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to use opprobrious words to any one.. [1.2]
6 to treat someone like a dog (vulgar). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 traiter quelqu'un en chien (vulgaire). [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  manali
Fototeny  13 alika
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalika [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 kalamina, 16 manakilà, manakila, 17 manalikà, manalika, 18 manilaka, 19 mankalay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10