|
|
|
|

Teny iditra1  manala zaza
Singan-teny  2 manala, 3 zaza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to bring about an abortion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se faire avorter ou faire avorter [1.3]
8 faire un avortement [1.8]
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10 manary zaza
Tohi-kevitra  11 manangan-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02