Entrée manalalaka (lalaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana
¶ Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay
¶ Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra
¶ Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise is used in Imerina for mandalaka
 to make wide, to make roomy [Hallanger 1973]
Traduction française desserrer, élargir, espacer, rendre spacieux, mettre à l'aise [Abinal 1888]
 élargir, rendre spacieux; desserrer [Hallanger 1974]
Morphologie 
manalalaka
nanalalaka
hanalalaka
manalalaha

Mis à jour le 2020/07/31