| Entrée (1/2) | 1 mañalady |
| Radical | 2 malady |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 manafaingana [Bezanozano]
[1.78] |
| Exemples |
5 Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany.
[2.508#]
6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#] |
| Tous les mots composés | 7 manalady alahelo |
| Entrée (2/2) | 8 manalady |
| Radical | 9 halady |
| Partie du discours | 10 verbe actif |
| Explications en malgache |
11 [mañalady]
miala tsiny [Bezanozano]
[1.78] 12 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao) Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1] |
| Explications en anglais |
13 to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 18 manalady misy |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 20 madilana, 21 manalady, mañalady, 22 mandalia |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|