| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 manaketraka | 
| Fototeny | 2ketraka | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao? Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |