|
|
|
|

Teny iditra1 manakanjo
Fototeny  2akanjo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome akanjo: Ramatoa Rasoa no nanakanjo io fianakaviana mahantra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to dress another, to put clothes on another. mampiakanjo is more frequently used in Imerina for this. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 manakanjo, 11 manonjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12