|
|
|
|

Teny iditra1  manaizana
Fototeny  2 aizana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manana anaka, bevohoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 imp. and Rel. not used. To be again pregnant after having borne a child or children.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Concevoir après une délivrance. [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Voambolana  10  Haiaina 11  Fahasalamana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 amizanana, 14 manaizana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02