|
|
|
|

Teny iditra1  manafin-tavy
Singan-teny  2 manafina, 3 tavy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny biby ompiana izay tsy dia hita ho matavy ety ivelany, fa rehefa rasaina vao hita. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12