|
|
|
|

Teny iditra1  manafana
Fototeny  2 afana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamafy rano masina mba hanala loto na hanalavitra loza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to sprinkle the water in the ceremonies of the afana; to perform the ceremony of purification for another.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Asperger, purifier, exorciser. [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 famanana, 11 fanamana, 12 manafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12