|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manadihady |
| Fototeny | 2 hadihady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha -
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to investigate
[1.2] 6 to examine in detail, to look into [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 S’informer en détail
[1.3#202, 1.8] 8 examiner, approfondir, scruter [1.3#202] 9 examiner en détail [1.8] |
| Ohatra |
10 manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo.
[2.445#]
11 Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|