|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manadala
Radical  2  adala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony
manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny
mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany
manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. [1.1]
Explications en anglais  5  To befool, to confound, to perplex, to infatuate. [1.2]
6  to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish [1.7]
Explications en français  7  tromper, faire perdre la tête [1.3#2, 1.8]
8  Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser [1.3]
Exemples  9  manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#]
10  Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#]
11  nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2]
12  manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot manadala

Entrée (2/2)20  manadalà
Radical  21  adala
Partie du discours  22  impératif du verbe actif manadala [Liste complète]
Explications en malgache  23  [1.1]
Explications en français  24  [1.3]

Anagrammes  25 manadalà, manadala

Mis à jour le 2025/09/20