|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasitrana
Fototeny  2 sitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to heal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 guérir. [1.8]
Ohatra  7  Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Fahasalamana
Mpanahaka  13  mampanaritra, 14  manafaka, 15  manala

Teny iditra (2/2)16  manasitràna
Fototeny  17 sitrana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasitrana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19 manasitrana, manasitràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10