|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampivarahontsana |
| Fototeny | 2 varahontsana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 nahatonga izy nihatra taminy hanjo azy, dia sady mahakivy no mampivarahontsana!
[2.5]
5 Ny vokatry ny ota dia mahatsiravina mihitsy ka mampivarahontsana tokoa [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|