Entrée mampijoro (joro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manangana [1.13]
Explications en français Mettre en station [1.13]
 Relever [1.5]
Exemples Satria ny taolana no mampijoro ny tenan' ny olona, dia ao no itoeran' ny fahasalamana sy ny tanjaka. [1.38]
Morphologie 
Présent : mampijoro
Passé : nampijoro
Futur : hampijoro

Mis à jour le 2023/01/20