|
|
|
|

Teny iditra1  mampifanolana
Fototeny  2 tolana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 entrelacer. [1.4.fr#310, 1.66.fr#359]
Ohatra  5  Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso. [4.27]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12