|
|
|
|

Entrée1  mampianatra
Radical  2  anatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
Explications en anglais  5  to teach [1.7]
Explications en français  6  enseigner [1.8]
Exemples  7  Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. [2.332#]
8  Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Education

Anagrammes  15 mampianatra, 16 manampaitra

Mis à jour le 2025/09/12