| Entrée | 1 mamotsy |
| Radical | 2 fotsy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to whiten. [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
6 blanchir [1.8] |
| Exemples |
7 Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho.
[2.649#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 mamotsy rora |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|