| Entrée | 1 mamotitra |
| Radical | 2 fotitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to invert to curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2] 6 to turn end for end [1.7] |
| Explications en français |
7 inverser [1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|