| Entrée | 1 mamoafady |
| Mots élémentaires | 2 mamoa, 3 fady |
| Partie du discours | 4 verbe actif |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza zavatra mahamenatra loatra Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1] |
| Explications en anglais |
6 [mamoa fady]
to transgress taboo, to disgrace oneself [1.7] |
| Explications en français |
7 déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [1.3#840] 8 [mamoa fady] violer les tabous, se déshonorer [1.8] |
| Exemples |
9 Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady.
[2.445#]
10 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472] 11 misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 16 mahavoafady |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|