|
|
|
|

Teny iditra1  mamirapiratra
Fototeny  2 firapiratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to gleam, shine. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 briller. [1.3#173]
6 luire, étinceler. [1.3#173, 1.8#42]
Ohatra  7  Ao tompoko misy zava-tsoa, mamirapiratra. [2.606#]
8  Kintana mena mamirapiratra no manaraka io; [1.353#]
9  Mitafy ny mamirapiratra, misalotra ny fanamiany. [2.928#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Tovy hevitra  13 mamiratra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02