|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mametsaka |
| Fototeny | 2fetsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manjera, mandrodana Mampiavosa Mikopaka, mamely [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to strike, to beat [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 démolir, renverser, entasser, battre [1.3] |
| Ohatra |
7 Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita.
[1.437#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12manapetsaka |
| Teny iditra (2/2) | 13 mametsaka |
| Fototeny | 14fetsaka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Mamonto, mampangeniheny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to moisten, to damp, to wet [1.2] |
| Fivaditsoratra | 18 mamatsake, 19 mametsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|