|
|
|
|

Teny iditra 1  mamerina
Fototeny  2 verina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
9 Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka
10 Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy
11 Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 rendre, rapporter, redire, ramener [1.3]
13 réviser, refaire [1.13]
Ohatra  14  Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika. [2.356#174]
15  mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470#56]
Tovy hevitra  16 manindroa
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mamerina
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mamerina, 19 ramimena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22