|
|
|
|

Teny iditra1  mamatonalina
Singan-teny  2 mamatona, 3 alina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 misasak' alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 midnight, nighttime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 minuit, la nuit [1.8]
[mamatona alina] 8 Au milieu de la nuit, à minuit [2.415#6580]
Ohatra  9  mamatonalina, sa efa hadiva haraina? [2.529]
10  Tsy sahy niaka-bohitra tamin' ny mamatonalina anefa fa niandry ny andro ho maraina. [2.643#]
Voambolana  11  Fotoana
Tovy hevitra  12 misasakalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07