|
|
|
|

Teny iditra1  mamaly bontana
Singan-teny  2 mamaly, 3 bontana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy. [2.470]
6  Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472]

Fivaditsoratra  mamaly bontana, 7 manatambolina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21