|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  bontana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fizihirana mitokana; fivontosana izay miavaka [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/6)9  bontana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a mode of dressing the hair so that one large tress shall fall on each side of the head [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  18  Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/6)20  bontana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 faritra mivohitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23 bourrelet [1.13]
24 (du malais buntal : gonflement, enflure) [Sakalava]
25 Nom du noeud chez certaines plantes ; par exemple bontam-bolo, bontam-pary [1.196]

Teny iditra (4/6)26  bontana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty [Sakalava] [1.1]
Voambolana  29  Haibiby: trondro
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/6)31  bonna
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 Karazam-bibikely mivelona eny amin' ny ravim-paraky [1.1]
Voambolana  34  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (6/6)35  bontana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37 (du malais buntal : gonflement, enflure) Nom des baobabs malgaches, surtout Adansonia madagascariensis Baill. et Adansonia za Baill. (Malvaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  bontana, bontàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13