|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  maloka
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka.
5 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 cloudy, dark, overshadowed, lowering.. [1.2]
7 cloudy, somber. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 nuageux, sombre. [1.3, 1.8]
9 ombragé. [1.3]
Ohatra  10  maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
11  maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14 malo-dohasaha

Teny iditra (2/3)15  maloka
Sokajin-teny  16  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 mbola, aloha. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)18  Maloka
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20 Malluch. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21 Malluk. [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23 Toko sy andininy momba Maloka

Fivaditsoratra  24 kalamo, 25 lakamo, 26 lamako, 27 lamòka, lamoka, 28 malako, 29 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10