|
|
|
|

Teny iditra1  malama vava
Singan-teny  2 malama, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [1.1]
Ohatra  6  Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [2.606]
Tovy hevitra  7 fihara-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12