| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 malaholaho | 
| Fototeny | 2laholaho | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [1.1] | 
| Tovy hevitra | 5malaho | 
| Teny iditra (2/3) | 6 malaholaho | 
| Fototeny | 7laholaho | 
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
9 Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
10 qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [1.3] | 
| Teny iditra (3/3) | 11 malaholaho | 
| Fototeny | 12laholaho | 
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
14 Reraka dia reraka efa ambavahoana [1.1] | 
| Fivaditsoratra | 15 mahaloloha, 16 malaholaho | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |