|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  makafoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy tsirony, tsy mba misy ranony firy fa maimaina, matsaboka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 pour les fruits tels que les oranges, spongieux qui ne donne pas assez de jus, desséché, on l'emploie aussi dans les sens de fade, de mauvaise qualité. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/2)7  makafoka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Karazan-kazo madinidinika.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 nom d'un arbuste. [1.3]
11 nom d'un arbuste indéterminé d'après Grandidier et Malzac, dont les fruits sont comestibles, mais peu appréciés. Peut être un Citrus sauvage (Rutaceae).. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19