|
|
|
|

Teny iditra1  maka afo
Singan-teny  2 maka, 3 afo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy manana afo ka mandeha any an-tranon' olona maka vainafo mba hampirehetana afo any an-tranon' ny tena [1.1]

Fivaditsoratra  6 famaoka, 7 famoaka, 8 mafoaka, maka afo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12