Entrée | maitso lafika | |
Mots élémentaires | maitso ; lafika | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava) [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/01 |