|
|
|
|

Teny iditra1  maimbo fana
Singan-teny  2 maimbo, 3 fana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny fofona re amin' ny vehivavy vao terabao, na fofon' ny vary na hena nialina andro ka nohafanaina ny ampitso maraina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanamaimbo, 7 maimbo fana, 8 mifanamboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12