|
|
|
|

Teny iditra1  maimbo ampy
Singan-teny  2 maimbo, 3 ampy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mamofona fivalanan-drano izay mihandrona maharitra amin' ny tavy na mipetraka amin' ny fitafiana kotsany matetika fa indrindra manetona avy amin' ny toerana anariana rano maloto isan' andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12