|
|
|
|

Teny iditra1  mahia tsy marary
Singan-teny  2 mahia, 3 marary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona mahia tsy noho ny aretina, fa efa vahany rahateo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12