|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahay vava |
| Singan-teny | 2 mahay, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bavard, indiscret, mauvaise langue
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|