|
|
|
|

Teny iditra1  mahavita tena
Singan-teny  2 mahavita, 3 tena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo zavamaniry afaka manamboatra ny sakafony avy amin'ny raha mineraly [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be able to care for oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 pourvoir à ses propres besoins [1.8]
8 autotrophe [1.13]
Ohatra  9  Mpiasy tsy mahavita tena io (C'est un ouvrier qui ne se suffit pas, qui ne travaille pas assez pour gagner sa vie) [1.3]
Voambolana  10  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11