|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahavelona |
| Fototeny | 2 velona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 ilain'ny aina
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 nutritif
[1.13] 6 qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe [1.196] |
| Ohatra |
7 Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona.
[2.117#108]
8 Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#] 9 Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [2.606#118] |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 Mahavelona |
| Singan-teny | 12 maha~, 13 velona |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
15 Tao mahavelona ihany no renivohiny.
[2.508#257]
|
| Voambolana | 16 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 17 Mahalevona, Mahavelona, mahavelona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|