| Entrée | 1 mahasolo |
| Radical | 2 solo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 Qui peut remplacer, compenser [1.3#624] |
| Exemples |
6 Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy.
[2.117#72]
7 Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. [2.332#17] 8 Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. [2.113#40] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|