| Entrée (1/2) | 1 mahasaikatra |
| Radical | 2 saikatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manalasala, mahamenatra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to cause hesitation, to embarrass [1.7] |
| Explications en français |
6 faire hésiter, embarrasser [1.8] |
| Exemples |
7 Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona!
[2.296#]
8 Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 mahasaikatra |
| Radical | 13 saikatra |
| Partie du discours | 14 adjectif |
| Explications en anglais |
15 embarrassing [1.7] |
| Anagrammes | 16 mahasaikatra, 17 mahasaritaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|